Mark 1:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niaraka tamin’izay dia niala taminy ny habokana ka nadio izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vantany vao niteny Izy, dia niala tamin-dralehilahy ny habokany ka nadio izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy hatrany dia nialan’ny aretin-koditra nahazo azy ralehilahy ka nadio.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia niala taminy ny habokany, ka dia nadio izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niaraka tamin’izay dia niala taminy ny habokana ka nadio izy.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia niala taminy ny habokany, ka dia nadio izy.