Mark 1:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namepetra azy mafy Jesosy sady nampandeha azy avy hatrany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampandeha azy niaraka tamin’izay i Jesoa sady namepetra azy mafy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nasain’i Jesoa nandeha niaraka tamin’izay izy sady nofeperany mafy
Malagasy Bible 1865
Ary namepetra azy mafy Jesosy, dia nampandeha azy niaraka tamin'izay
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namepetra azy mafy Jesosy sady nampandeha azy avy hatrany
malagasy
Ary namepetra azy mafy Jesosy, dia nampandeha azy niaraka tamin'izay