Mark 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jaona dia nitafy lamba volon-drameva; fehikibo hoditra no teny aminy ary ny fihinany dia valala sy tantely remby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Volon-drameva no nitafian’i Joany, fehikibo hoditra no nanaovany, ary valala sy tantely remby no fihinany; ary izao no notorìny:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Akanjo volon-drameva ary fehikibo hoditra no fanaovan’i Jôhany; valala sy tantely remby no fihinany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jaona nitafy lamba volon-drameva; ary fehin-kibo hoditra no tamin'ny valahany, ary ny fihinany dia valala sy tantely remby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jaona dia nitafy lamba volon-drameva; fehikibo hoditra no teny aminy ary ny fihinany dia valala sy tantely remby.
malagasy
Ary Jaona nitafy lamba volon-drameva; ary fehin-kibo hoditra no tamin'ny valahany, ary ny fihinany dia valala sy tantely remby.