Mark 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitoriteny izy hoe: Indro, avy ao aorianako Ilay mahery noho izaho ary tsy mendrika hiondrika hamaha ny fehin-kapany akory aza aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Avy aoriako Ilay mahery noho izaho, ka tsy mendrika hiondrika hamaha ny fehikapany akory aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny antso avo nataony: –Tamy aoriako Ilay mahery noho izaho, ka tsy mendrika hiondrika hamaha ny fehikapany akory aho.
Malagasy Bible 1865
Ary nitory izy ka nanao hoe: Avy ao aoriako Ilay mahery noho izaho, ka tsy miendrika hiondrika hamaha ny fehin-kapany aza aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitoriteny izy hoe: Indro, avy ao aorianako Ilay mahery noho izaho ary tsy mendrika hiondrika hamaha ny fehin-kapany akory aza aho.
malagasy
Ary nitory izy ka nanao hoe: Avy ao aoriako Ilay mahery noho izaho, ka tsy miendrika hiondrika hamaha ny fehin-kapany aza aho.