Mark 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia nanao batisa anareo tamin’ny rano fa Izy kosa hanao batisa anareo amin’ny Fanahy Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho nanao batemy anareo tamin’ny rano, fa Izy kosa hanao Batemy anareo amin’ny Fanahy Masina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ahy, rano no nanaovako batisa anareo; ny Azy kosa, ny Fanahy Masina no hanaovany batisa anareo.
Malagasy Bible 1865
Izaho efa nanao batisa anareo tamin'ny rano, fa Izy kosa hanao batisa anareo amin'ny Fanahy Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia nanao batisa anareo tamin’ny rano fa Izy kosa hanao batisa anareo amin’ny Fanahy Masina.
malagasy
Izaho efa nanao batisa anareo tamin'ny rano, fa Izy kosa hanao batisa anareo amin'ny Fanahy Masina.