Mark 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia tonga avy tany Nazareta any Galilia Jesosy ka nataon’i Jaona batisa tao Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izany andro izany, dia tonga avy any Nazareta tanànan’i Galilea i Jesoa, ka nataon’i Joany batemy tao Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany, dia tonga avy any Nazareta tanàna any Galilea i Jesoa ary nataon’i Jôhany batisa tao Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany dia tonga avy tany Nazareta any Galilia Jesosy ka nataon'i Jaona batisa tao Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia tonga avy tany Nazareta any Galilia Jesosy ka nataon’i Jaona batisa tao Jordana.
malagasy
Ary tamin'izany andro izany dia tonga avy tany Nazareta any Galilia Jesosy ka nataon'i Jaona batisa tao Jordana.