Mark 10:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy taminy: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny ka mampakatra vehivavy hafa dia mijangajanga eo anatrehan’ilay voalohany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy Izy taminy: «Na iza na iza misaotra ny vadiny ka mampakatra vehivavy hafa, dia mijangajanga mandika ny lalàm-panambadiana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy i Jesoa taminy: –Na iza na iza lehilahy manary vady ka mampakatra vehivavy hafa dia manitsakitsaka ny vadiny teo aloha.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Na zovy na zovy no misao-bady ka mampakatra vehivavy hafa, dia mijangajanga ka manala-baraka ny vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy taminy: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny ka mampakatra vehivavy hafa dia mijangajanga eo anatrehan’ilay voalohany izy.
malagasy
Ary hoy izy taminy: Na zovy na zovy no misao-bady ka mampakatra vehivavy hafa, dia mijangajanga ka manala-baraka ny vadiny.[Na: mijangajanga mandika ny lalàn'ny fanambadiana ny amin'ny vadiny]