Mark 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha ny vehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa dia mijangajanga izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha ny vavy koa no misaotra ny lahy ka manambady hafa, dia mijangajanga.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha ny vavy no manary ny vadiny ka manambady lehilahy hafa, dia manitsakitsaka ny vadiny teo aloha.
Malagasy Bible 1865
Ary raha ravehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa, dia mijangajanga izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha ny vehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa dia mijangajanga izy.
malagasy
Ary raha ravehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa, dia mijangajanga izy.