Mark 10:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy nitondra zaza ho eo Aminy mba hametrahany tanana. Nefa ny mpianany niteny mafy azy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy nitondra zazakely maromaro mba hametrahany tanana, nefa notenenin’ny mpianatra mafy ireo nitondra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy olona maro nitondra ankizy madinika nankeo amin’i Jesoa hametrahany tanana; nefa notenenin’ny mpianatra mafy ireo olona ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nitondra zazakely ho eo aminy mba hametrahany tanana; fa ny mpianany niteny mafy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy nitondra zaza ho eo Aminy mba hametrahany tanana. Nefa ny mpianany niteny mafy azy ireny.
malagasy
Ary nisy nitondra zazakely ho eo aminy mba hametrahany tanana; fa ny mpianany niteny mafy ireny.