Mark 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy mandray ny fanjakan’Andriamanitra tahaka ny zaza dia tsy ho tafiditra ao aminy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko marina aminareo fa na iza na iza tsy handray ny fanjakan’Andriamanitra tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra any.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina aminareo fa na iza na iza tsy mandray ny Fanjakàn’Andriamanitra toy ny andraisan’ny ankizy madinika azy, dia tsy ho tafiditra ao.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy handray ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny zaza, dia tsy ho tafiditra aminy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy mandray ny fanjakan’Andriamanitra tahaka ny zaza dia tsy ho tafiditra ao aminy akory.
malagasy
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy handray ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny zaza, dia tsy ho tafiditra aminy akory.