Mark 10:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitrotro azy Izy dia nametra-tanana taminy ka nitsodrano azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nofihininy izy ireo, sy nametrahany tanana, ary notsofiny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia notrotroin’i Jesoa ireo zaza ireo ary nametrahany tanana ka notsofiny rano.
Malagasy Bible 1865
Ary nitrotro azy Izy, dia nametra-tanana taminy ka nitso-drano azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitrotro azy Izy dia nametra-tanana taminy ka nitsodrano azy.
malagasy
Ary nitrotro azy Izy, dia nametra-tanana taminy ka nitso-drano azy.