Mark 10:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no lazainao hoe tsara? Tsy misy tsara afa-tsy Iray ihany, dia Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Nahoana no ataonao hoe tsara Aho? Tsy misy tsara afa-tsy Andriamanitra irery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Nahoana Aho no ataonao hoe tapitra ohatra? Tsy misy tapitra ohatra afa-tsy Andriamanitra irery ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no ataonao hoe tsara? Tsy misy tsara afa-tsy Iray ihany, dia Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no lazainao hoe tsara? Tsy misy tsara afa-tsy Iray ihany, dia Andriamanitra.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no ataonao hoe tsara? Tsy misy tsara afa-tsy Iray ihany, dia Andriamanitra.