Mark 10:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy Fariseo maromaro nanatona Azy ka naka fanahy Azy sy nanontany hoe: Mahazo misaotra ny vadiny va ny lehilahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona Azy ny Farisianina mba haka fanahy Azy ka nanontany hoe: «Mahazo misao-bady va ny lehilahy?».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy Farisianina nanatona an’i Jesoa mba hamandrika Azy ka nanontany Azy hoe: –Azon’ny lehilahy atao ve ny manary vady?
Malagasy Bible 1865
Ary nisy Fariseo nanatona Ary, dia naka fanahy Azy ka nanontany hoe: Mahazo misao-bady va ny lehilahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy Fariseo* maromaro nanatona Azy ka naka fanahy Azy sy nanontany hoe: Mahazo misaotra ny vadiny va ny lehilahy?
malagasy
Ary nisy Fariseo nanatona Ary, dia naka fanahy Azy ka nanontany hoe: Mahazo misao-bady va ny lehilahy?