Mark 10:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy taminy: Mpampianatra ô, izany rehetra izany dia efa notandremako hatramin’ny fahazazako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navaliny Azy: «Mpampianatra ô, hatry ny fony kely aho no efa nitandrina izany rehetra izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ralehilahy taminy: –Mpampianatra ô, izany rehetra izany dia efa voatandriko hatramin’ny fahatanorako!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy Mpampianatra ô, izany rehetra izany efa notandremako hatry ny fony aho mbola kely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy taminy: Mpampianatra ô, izany rehetra izany dia efa notandremako hatramin’ny fahazazako.
malagasy
Ary hoy izy taminy Mpampianatra ô, izany rehetra izany efa notandremako hatry ny fony aho mbola kely.