Mark 10:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanjombona ny tarehiny noho izany teny izany ka niala tamin’alahelo izy, satria nanana harena be.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahory azy izany teny izany fa nanan-karena be izy, ka niala tamin’alahelo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanjombona endrika ralehilahy noho izany teny izany; ka lasa nandeha tamin’alahelo, satria nanan-karembe.
Malagasy Bible 1865
Dia nanjombona terỳ ny tarehiny tamin'izany teny izany, ka niala tamin'alahelo izy, satria nanana harena be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanjombona ny tarehiny noho izany teny izany ka niala tamin’alahelo izy, satria nanana harena be.
malagasy
Dia nanjombona terỳ ny tarehiny tamin'izany teny izany, ka niala tamin'alahelo izy, satria nanana harena be.