Mark 10:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nijery manodidina ka niteny tamin’ny mpianany hoe: Manao ahoana ny hasarotry ny fidiran’ny mpanankarena ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nijerijery manodidina i Jesoa ka nanao tamin’ny mpianany hoe: «Akory ny hasarotry ny hidiran’ny mpanan-karena amin’ny fanjakan’Andriamanitra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jesoa kosa nijerijery manodidina azy ka niteny tamin’ny mpianany hoe: –Sarotra mihitsy amin’ny mpanankarena ny hiditra ao amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nijery manodidina ka nanao tamin'ny mpianany hoe: Manao ahoana ny hasarotry ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan'Andriamanitra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nijery manodidina ka niteny tamin’ny mpianany hoe: Manao ahoana ny hasarotry ny fidiran’ny mpanankarena ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra!
malagasy
Ary Jesosy nijery manodidina ka nanao tamin'ny mpianany hoe: Manao ahoana ny hasarotry ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan'Andriamanitra!