Mark 10:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia gaga tamin’ny teniny ny mpianatra. Fa hoy indray Jesosy taminy: Anaka, manao ahoana ny hasarotry ny fidirana ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony gaga tamin’izany teniny izany ny mpianany, dia hoy indray i Jesoa taminy: «Sarotra, anaka, ny hidiran’ny miankina amin’ny harena ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Gaga ny mpianatra noho izany teniny izany, kanefa dia mbola namerina ny teniny indray i Jesoa ka nanao taminy hoe: –Sarotra mihitsy, anaka, ny miditra ao amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpianatra dia gaga tamin'ny teniny. Fa Jesosy namaly indray ka nanao taminy hoe: Anaka, manao ahoana ny hasarotry ny hidiran'ny matoky ny harena amin'ny fanjakan'Andriamanitra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia gaga tamin’ny teniny ny mpianatra. Fa hoy indray Jesosy taminy: Anaka, manao ahoana ny hasarotry ny fidirana ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra!
malagasy
Ary ny mpianatra dia gaga tamin'ny teniny. Fa Jesosy namaly indray ka nanao taminy hoe: Anaka, manao ahoana ny hasarotry ny hidiran'ny matoky ny harena amin'ny fanjakan'Andriamanitra!