Mark 10:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia talanjona indrindra izy ireo ka nifampiresaka hoe: Iza indray ary no azo hovonjena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao mainka gaga izy ireo ka nifampilaza hoe: «Iza àry no mety ho voavonjy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao mainka talanjona ireo mpianatra ka nifanontany hoe: –Ka iza àry no mety ho voavonjy?
Malagasy Bible 1865
Dia talanjona indrindra izy ka nanao taminy hoe: Iza indray no azo hovonjena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia talanjona indrindra izy ireo ka nifampiresaka hoe: Iza indray ary no azo hovonjena?
malagasy
Dia talanjona indrindra izy ka nanao taminy hoe: Iza indray no azo hovonjena?[ Na: nifampilaza].