Mark 10:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Petera taminy: Indro, efa nahafoy ny zavatra rehetra izahay ka nanaraka Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Piera taminy: «Indro izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Indro izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ary dia izao miaraka aminao izao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Petera taminy: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Petera taminy: Indro, efa nahafoy ny zavatra rehetra izahay ka nanaraka Anao.
malagasy
Ary hoy Petera taminy: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao.