Mark 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izy namaly azy ireo hoe: Inona no nandidian’i Mosesy anareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no navaliny azy ireo: «Ahoana no nandidian’i Môizy anareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Inona no didy nomen’i Mosesy anareo?
Malagasy Bible 1865
Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Ahoana no nandidian'i Mosesy anareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izy namaly azy ireo hoe: Inona no nandidian’i Mosesy anareo?
malagasy
Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Ahoana no nandidian'i Mosesy anareo?