Mark 10:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tsy handray zato heny amin’izao andro ankehitriny izao, dia trano, rahalahy, anabavy, reny, zanaka, tany mbamin’ny fanenjehana ary amin’ny andro ho avy dia fiainana mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy hahazo zato heny ankehitriny amin’ity fiainana ity, dia trano, rahalahy, anabavy, reny, zanaka, tany, na dia ao anatin’ny fanenjehana aza, ary ny fiainana mandrakizay any amin’ny ho avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy hahazo injato henin’izany ankehitriny amin’izao etỳ izao, dia trano sy mpiray tampo sy reny sy zanaka sy tany, ombam-panenjehana ihany koa, ary hahazo ny fiaina-maharitra mandrakizay amin’ny andro ho avy.
Malagasy Bible 1865
ka tsy handray zato heny amin'izao andro ankehitriny izao-dia trano sy rahalahy sy anabavy sy reny sy zanaka sy tany mbamin'ny fanenjehana-ary amin'ny andro ho avy dia fiainana mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tsy handray zato heny amin’izao andro ankehitriny izao, dia trano, rahalahy, anabavy, reny, zanaka, tany mbamin’ny fanenjehana ary amin’ny andro ho avy dia fiainana mandrakizay.
malagasy
ka tsy handray zato heny amin'izao andro ankehitriny izao-dia trano sy rahalahy sy anabavy sy reny sy zanaka sy tany mbamin'ny fanenjehana-ary amin'ny andro ho avy dia fiainana mandrakizay.