Mark 10:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa maro izay voalohany no ho farany ary izay farany no ho voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa maro amin’izay farany no ho voalohany, ary amin’izay voalohany no ho farany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa maro amin’ireo voalohany no ho farany, ary maro amin’ireo farany no ho voalohany.
Malagasy Bible 1865
Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa maro izay voalohany no ho farany ary izay farany no ho voalohany.
malagasy
Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.