Mark 10:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak’Olona dia hatolotra ho amin’ireo lehiben’ny mpisorona sy mpanoradalàna; ary hohelohiny ho faty Izy ka hatolony amin’ny Jentilisa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Indro fa miakatra ho any Jerosalema isika, ary ny Zanak’olona dia hatolotra amin’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ary hohelohina ho faty ka hatolony amin’ny Jentily;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Indro miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak’olona dia hatolotra an’ireo lohandoha-mpisorona sy mpahay lalàna, hohelohiny ho faty; ry zareo kosa hanolotra azy amin’ny hafa firenena
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak'olona hatolotra ho amin'ireo lohan'ny mpisorona sy mpanora-dalàna; ary hohelohiny ho faty Izy ka hatolony amin'ny jentilisa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak’Olona* dia hatolotra ho amin’ireo lehiben’ny mpisorona sy mpanoradalàna*; ary hohelohiny ho faty Izy ka hatolony amin’ny Jentilisa*;
malagasy
ka nanao hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak'olona hatolotra ho amin'ireo lohan'ny mpisorona sy mpanora-dalàna; ary hohelohiny ho faty Izy ka hatolony amin'ny jentilisa;