Mark 10:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatona an’i Jesosy i Jakoba sy i Jaona, zanak’i Zebedio ka niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, tianay hataonao aminay izay mba angatahinay Aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanatona Azy i Jakôba sy i Joany zanak’i Zebede ka nanao hoe: «Ry Mpampianatra ô, tianay mba hataonao aminay izay hangatahinay aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanatona an’i Jesoa ry i Jakôba sy i Jôhany zanakalahin’i Zebedeo ka nanao taminy hoe: –Mpampianatra ô, irînay ny hanaovanao aminay izay hangatahinay aminao izao!
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, nanatona an'i Jesosy ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tianay mba hataonao aminay izay angatahinay aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatona an’i Jesosy i Jakoba sy i Jaona, zanak’i Zebedio ka niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, tianay hataonao aminay izay mba angatahinay Aminao.
malagasy
Ary Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, nanatona an'i Jesosy ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tianay mba hataonao aminay izay angatahinay aminao.