Mark 10:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Inona, hoy Izy, no tianareo hataoko aminareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Inona àry no irînareo hataoko aminareo?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo?
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo?