Mark 10:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy mirahalahy Taminy: Mba ekeo ny hipetrahanay any amin’ny voninahitrao, koa ny iray dia ho eo amin’ny ankavananao ary ny iray dia ho eo amin’ny ankavianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ireo: «Aoka ny anankiray aminay mba hipetraka eo ankavananao, ary ny anankiray mba ho eo ankavianao any amin’ny voninahitrao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka novalian’izy mirahalahy hoe: –Ny anankiray aminay mirahalahy mba hipetraka eo ankavananao ary ny anankiray eo ankavianao, rehefa heni-boninahitra Ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy mirahalahy taminy: Mba ekeo ny hipetrahanay, ny anankiray ho eo amin'ny ankavananao, ary ny anankiray ho eo amin'ny an-kavianao, any amin'ny voninahitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy mirahalahy Taminy: Mba ekeo ny hipetrahanay any amin’ny voninahitrao, koa ny iray dia ho eo amin’ny ankavananao ary ny iray dia ho eo amin’ny ankavianao.
malagasy
Dia hoy izy mirahalahy taminy: Mba ekeo ny hipetrahanay, ny anankiray ho eo amin'ny ankavananao, ary ny anankiray ho eo amin'ny an-kavianao, any amin'ny voninahitrao.