Mark 10:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy fantatrareo izay angatahinareo. Hainareo va ny hisotro amin’ny kapoaka izay isotroako, na ny hatao batisa amin’ny batisa izay anaovana Ahy batisa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Tsy fantatrareo izay angatahinareo; moa mahasotro ny kapoaka izay hosotroiko va ianareo, na mahazaka ny batemy izay hanaovana batemy Ahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Tsy fantatrareo manko izay angatahinareo; vitanareo ve ny hiaritra fijaliana tahaka ny hiaretako, na ny hiroso amin’ny batisa hirosoako?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny hisotro amin'ny kapoaka izay sotroiko, na ny hatao batisa amin'ny batisa izay anaovana Ahy batisa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy fantatrareo izay angatahinareo. Hainareo va ny hisotro amin’ny kapoaka izay isotroako, na ny hatao batisa amin’ny batisa izay anaovana Ahy batisa?
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny hisotro amin'ny kapoaka izay sotroiko, na ny hatao batisa amin'ny batisa izay anaovana Ahy batisa?