Mark 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo: Navelan’i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisaotra ny vadiny (Deo 24.1).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy: «Nomen’i Môizy alalana hanao taratasy fisaoram-bady sy hisao-bady ny lehilahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy iretsy hoe: –Navelan’i Mosesy «hanao taratasy fisaraham-panambadiana sy hanary vady » ny lehilahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Navelan'i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisao-bady (Deo. 24.1).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo: Navelan’i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisaotra ny vadiny (Deo 24.1).
malagasy
Ary hoy izy: Navelan'i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisao-bady (Deo. 24.1).