Mark 10:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny hipetraka eo ankavanako na eo ankaviako kosa dia tsy anjarako ny hanome izany fa natao ho an’ireo izay nanamboarana azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha ny hipetraka ao ankavanako na ao ankaviako kosa dia tsy Ahy ny hanome izany, fa ho an’izay nanamboarana azy ihany izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izany hoe hipetraka eo ankavanako na eo ankaviako izany kosa tsy miankina amiko, fa ho an’izay nanomanan’Andriamanitra azy.
Malagasy Bible 1865
fa ny hipetraka eo an-tanako ankavanana na eo an-tanako ankavia kosa, dia tsy Ahy ny hanome izany, fa izay nanamboarana izany no homena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny hipetraka eo ankavanako na eo ankaviako kosa dia tsy anjarako ny hanome izany fa natao ho an’ireo izay nanamboarana azy izany.
malagasy
fa ny hipetraka eo an-tanako ankavanana na eo an-tanako ankavia kosa, dia tsy Ahy ny hanome izany, fa izay nanamboarana izany no homena.