Mark 10:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nandre izany izy folo lahy dia tezitra noho ny nataon’i Jakoba sy i Jaona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany izy folo lahy dia tezitra tamin’i Jakôba sy i Joany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nandre izany izy folo lahy, dia tezitra tamin’i Jakôba sy i Jôhany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandre izany izy folo lahy, dia tezitra noho ny nataon'i Jakoba sy Jaona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nandre izany izy folo lahy dia tezitra noho ny nataon’i Jakoba sy i Jaona.
malagasy
Ary nony nandre izany izy folo lahy, dia tezitra noho ny nataon'i Jakoba sy Jaona izy.