Mark 10:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba toy izany aminareo. Fa na iza na iza no te ho lehibe eo aminareo dia ho mpanompo anareo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa aminareo kosa tsy mba tahaka izany; fa izay te ho lehibe indrindra no aoka ho mpanomponareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba toy izany kosa eo aminareo; fa izay te ho lehibe eo aminareo dia ho mpiasanareo,
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mba toy izany aminareo; fa na iza na iza no te-ho lehibe eo aminareo, dia ho mpanompo anareo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba toy izany aminareo. Fa na iza na iza no te ho lehibe eo aminareo dia ho mpanompo anareo izy.
malagasy
Fa tsy mba toy izany aminareo; fa na iza na iza no te-ho lehibe eo aminareo, dia ho mpanompo anareo izy.