Mark 10:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na iza na iza no te ho ambony eo aminareo dia ho mpanompon’izy rehetra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izay te ho ambony indrindra eo aminareo no aoka ho andevonareo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary izay te ho voalohany eo aminareo dia ho mpanomponareo.
Malagasy Bible 1865
Ary na iza na iza no te-ho ambony eo aminareo, dia ho mpanompon'izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na iza na iza no te ho ambony eo aminareo dia ho mpanompon’izy rehetra izy.
malagasy
Ary na iza na iza no te-ho ambony eo aminareo, dia ho mpanompon'izy rehetra.