Mark 10:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga tao Jeriko izy ireo. Ary raha vao niala tao Jeriko Jesosy mbamin’ny mpianany sy ny vahoaka betsaka dia nisy jamba mpangataka nipetraka teo amoron-dalana, i Bartimeo, zanak’i Timeo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tao Jerikô izy ireo. Ary tamin’Izy sy ny mpianany mbamin’ny vahoaka betsaka niala tao Jerikô, dia nipetraka nangataka teo amoron-dalana kosa i Bartime jamba zanak’i Time.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga tao Jerikao ry i Jesoa sy ny mpiara-dia taminy. Ary fony niala ny tanàna i Jesoa sy ny mpianany mbamin’ny vahoaka be, dia efa nipetraka teo amoron-dalana i Bartimeo jamba mpangataka.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tao Jeriko izy; ary raha vao niala tao Jeriko Jesosy mbamin'ny mpianany sy ny vahoaka betsaka, dia nipetraka teo amoron-dalana Bartimeo jamba mpangataka, zanak'i Timeo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga tao Jeriko izy ireo. Ary raha vao niala tao Jeriko Jesosy mbamin’ny mpianany sy ny vahoaka betsaka dia nisy jamba mpangataka nipetraka teo amoron-dalana, i Bartimeo, zanak’i Timeo.
malagasy
Ary tonga tao Jeriko izy; ary raha vao niala tao Jeriko Jesosy mbamin'ny mpianany sy ny vahoaka betsaka, dia nipetraka teo amoron-dalana Bartimeo jamba mpangataka, zanak'i Timeo.