Mark 10:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony reny fa injay Jesosy avy any Nazareta dia niantso mafy izy hoe: Ry Jesosy, Zanak’i Davida ô, mamindrà fo amiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony reny fa hoe i Jesoa Nazareanina izay, dia rafitra niantso Izy nanao hoe: «Ry Jesoa Zanak’i Davida ô, mamindrà fo amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reny fa i Jesoa avy any Nazareta izay, ka nanomboka niantsoantso mafy izy hoe: –Ry Jesoa Zanak’i Davida ô, mamindrà fo amiko!
Malagasy Bible 1865
Ary nony reny fa, injay! Jesosy avy any Nazareta, dia niantso izy ka nanao hoe: Ry Jesosy, Zanak'i Davida ô, mamindrà fo amiko!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony reny fa injay Jesosy avy any Nazareta dia niantso mafy izy hoe: Ry Jesosy, Zanak’i Davida ô, mamindrà fo amiko!
malagasy
Ary nony reny fa, injay! Jesosy avy any Nazareta, dia niantso izy ka nanao hoe: Ry Jesosy, Zanak'i Davida ô, mamindrà fo amiko!