Mark 10:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nijanona Jesosy ka niteny hoe: Antsoy ilay jamba. Ary niantso azy ny olona ka niteny taminy hoe: Matokia, mitsangàna fa miantso anao Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nijanona i Jesoa, ka nampiantso azy. Ary nantsoin’ny olona izy sy nilazany hoe: «Matokia! mitsangàna, fa antsoiny ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nijanona i Jesoa ka nilaza hoe: –Antsoy izy! Dia nantsoin’ny olona ilay jamba nataony hoe: –Mahereza, antsoiny ianao ka mitsangàna!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nijanona, dia nanao hoe: Antsoy ilay jamba. Ary ny olona niantso azy ka nanao taminy hoe: Matokia, mitsangàna, miantso anao Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nijanona Jesosy ka niteny hoe: Antsoy ilay jamba. Ary niantso azy ny olona ka niteny taminy hoe: Matokia, mitsangàna fa miantso anao Izy.
malagasy
Ary Jesosy nijanona, dia nanao hoe: Antsoy ilay jamba. Ary ny olona niantso azy ka nanao taminy hoe: Matokia, mitsangàna, miantso anao Izy.