Mark 10:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Ny hamafin’ny fonareo no nanoratany izany didy izany ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy kosa i Jesoa: «Ny hamafin’ny fonareo no nanoratany izany didy izany ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa i Jesoa taminy: –Noho ianareo mafy fo no nanoratan’i Mosesy izany didy izany ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Ny hamafin'ny fonareo no nanoratany izany didy izany ho anareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Ny hamafin’ny fonareo no nanoratany izany didy izany ho anareo.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Ny hamafin'ny fonareo no nanoratany izany didy izany ho anareo;