Mark 10:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia navelany teo ny akanjony ivelany ka niantsambotra nankeo amin’i Jesosy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nariany ny lambany, ka niezaka nanatona an’i Jesoa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natsipin’i Bartimeo ny lambany, ka niantsambotra nanatona an’i Jesoa izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nanary ny lambany izy ka niantsambotra nankeo amin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia navelany teo ny akanjony ivelany ka niantsambotra nankeo amin’i Jesosy izy.
malagasy
Dia nanary ny lambany izy ka niantsambotra nankeo amin'i Jesosy.