Mark 10:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy niteny taminy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba taminy: Rabonỳ, ny mba hampahiratana ny masoko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Inona, hoy i Jesoa taminy, no tianao hataoko aminao?» Dia hoy ilay jamba: «Rabòny ô, aoka mba hahiratra aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Inona no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba taminy: –Mpampianatra ô, ny hampahiratra ahy!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny ô, ny mba hampahiratina ny masoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy niteny taminy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba taminy: Rabonỳ, ny mba hampahiratana ny masoko!
malagasy
Ary Jesosy namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny ô, ny mba hampahiratina ny masoko.Ary hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin'izay ny masony, ka nanaraka an'i Jesosy teny an-dalana izy.