Mark 10:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin’izay ny masony ka nanaraka an’i Jesosy teny an-dalana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandehana, hoy i Jesoa, fa ny finoanao no nahavonjy anao.» Dia nahiratra niaraka tamin’izay izy, ka nanaraka Azy teny an-dalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa: –Mandehana, ny finoanao no nahasitrana anao! Dia nahiratra niaraka tamin’izay ilay jamba, ka lasa nanaraka an’i Jesoa teny an-dalana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin'izay ny masony, ka nanaraka an'i Jesosy teny an-dalana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin’izay ny masony ka nanaraka an’i Jesosy teny an-dalana izy.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin'izay ny masony, ka nanaraka an'i Jesosy teny an-dalana izy.