Mark 10:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hatramin’ny namoronana izao tontolo izao dia lahy sy vavy no nanaovan’Andriamanitra ny olona (Gen 1.27).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tamin’ny niandohan’izao tontolo izao, dia lehilahy iray sy vehivavy iray ihany no nataon’Andriamanitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hatrany am-piandohana, fony nahary izao tontolo izao Andriamanitra, «dia nanao ny olona ho lahy sy vavy.»
Malagasy Bible 1865
fa hatramin'ny fony vao nanaovana izao tontolo izao dia lahy sy vavy no nanaovany ny olona (Gen. 1.27).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hatramin’ny namoronana izao tontolo izao dia lahy sy vavy no nanaovan’Andriamanitra ny olona (Gen 1.27).
malagasy
fa hatramin'ny fony vao nanaovana izao tontolo izao dia lahy sy vavy no nanaovany ny olona (Gen. 1.27).