Mark 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin’ny vadiny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany dia handao ny ray aman-dreniny ny lehilahy, ka hikambana amin’ny vadiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Noho izany, dia handao ny ray aman-dreniny ny lehilahy ka hikambana amin’ny vadiny
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin’ny vadiny,
malagasy
Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny;