Mark 10:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho nofo iray ihany izy roa» (Gen 2.24). Koa tsy roa intsony izy fa nofo iray ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ho nofo iray izy roroa; koa tsy roa intsony izy, fa nofo iray ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary dia ho tena iray ihany izy roroa.» Koa tsy roa intsony rehefa mpivady, fa tena iray ihany;
Malagasy Bible 1865
ary ho nofo iray izy roroa (Gen. 2. 24); ka dia tsy ho roa intsony izy, fa ho nofo iray ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho nofo iray ihany izy roa» (Gen 2.24). Koa tsy roa intsony izy fa nofo iray ihany.
malagasy
ary ho nofo iray izy roroa (Gen. 2. 24); ka dia tsy ho roa intsony izy, fa ho nofo iray ihany.