Mark 10:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay nakamban’Andriamanitra dia aoka tsy hosarahin’olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka izay nakamban’Andriamanitra tsy hosarahin’olombelona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
noho izany, izay nakamban’Andriamanitra, aoka tsy hosarahin’olombelona.
Malagasy Bible 1865
Koa izay nakamban'Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay nakamban’Andriamanitra dia aoka tsy hosarahin’olona.
malagasy
Koa izay nakamban'Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin'olona.