Mark 11:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotahina anie ity fanjakana izay avy ity, dia ny an’i Davida raintsika! Hosana any amin’ny avo indrindra!» (Sal 118.26)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohasoavina anie Ilay avy, amin’ny Anaran’ny Tompo; hohasoavina anie ny fanjakan’i Davida raintsika, izay efa tonga izao; Hôzàna any amin’ny Avo indrindra».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hombam-pitahiana anie ity Fanjakana tonga, dia ny Fanjakan’i Davida raintsika! Dera anie ho an’Andriamanitra any amin’ny avo indrindra!
Malagasy Bible 1865
Hotahina anie ny fanjakana izay avy, dia ny an'i Davida raintsika! Hosana any amin'ny avo indrindra (Sal. 118. 26).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotahina anie ity fanjakana izay avy ity, dia ny an’i Davida raintsika! Hosana any amin’ny avo indrindra!» (Sal 118.26)
malagasy
Hotahina anie ny fanjakana izay avy, dia ny an'i Davida raintsika! Hosana any amin'ny avo indrindra (Sal. 118. 26).