Mark 11:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitson’iny, rehefa niala tany Betania Jesosy, dia nahatsiaro noana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, raha niala tany Betania Izy, dia noana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitson’iny, raha niala tao Betania i Jesoa sy ny mpianany, dia nahatsiaro noana i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitson'iny, rehefa niala tany Betania izy, dia noana Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitson’iny, rehefa niala tany Betania Jesosy, dia nahatsiaro noana.
malagasy
Ary nony ampitson'iny, rehefa niala tany Betania izy, dia noana Jesosy.