Mark 11:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Aza misy mihinana voa avy aminao intsony mandrakizay! Ary nahare izany ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy tamin’ny aviavy: «Aoka tsy hisy olona hihinana voa aminao intsony mandrakizay,» ary ren’ny mpianany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny i Jesoa ka nanao tamin’ilay aviavy hoe: –Tsy hisy olona hihinana voa avy aminao intsony na oviana na oviana! Ary ren’ny mpianany izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Aza misy mihinana voa avy aminao intsony mandrakizay. Ary ny mpianany nahare izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Aza misy mihinana voa avy aminao intsony mandrakizay! Ary nahare izany ny mpianany.
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Aza misy mihinana voa avy aminao intsony mandrakizay. Ary ny mpianany nahare izany.