Mark 11:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy navelany hisy olona hitondra fanaka handeha hamakivaky ny kianjan’ny tempoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy navelany hisy olona mitondra entana hamaky ny Tempoly,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsy nisy olona navelany hitondra fitaovana hamakivaky ny kianjan’ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
ary tsy navelany hisy olona hitondra fanaka handeha hamaky ny kianjan'ny tempoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy navelany hisy olona hitondra fanaka handeha hamakivaky ny kianjan’ny tempoly.
malagasy
ary tsy navelany hisy olona hitondra fanaka handeha hamaky ny kianjan'ny tempoly.