Mark 11:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary isan-kariva dia niala nankany ivelan’ny tanàna Jesosy sy ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hariva ny andro dia niala tao an-tanàna Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony hariva ny andro, dia niala tao an-tanàna i Jesoa sy ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Ary isan-kariva dia niala tao an-tanàna Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary isan-kariva dia niala nankany ivelan’ny tanàna Jesosy sy ny mpianany.
malagasy
Ary isan-kariva dia niala tao an-tanàna Izy.