Mark 11:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny tamin’izy ireo hoe: Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo iroa; ary raha vao miditra ao ianareo, avy hatrany dia hahita zana-boriky iray mifatotra izay mbola tsy nitaingenan’olona; vahao izy ka ento etỳ.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nilaza taminy hoe: «Mankanesa amin’itsy vohitra tandrifinareo itsy; raha vao tonga any ianareo, dia hahita zanak’ampondra anankiray mifatotra, izay tsy mbola nitaingenan’olona; vahao izy ka ento mankatỳ amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao taminy hoe: –Mankanesa amin’itsy tanàna manoloana anareo itsy. Raha vao tafiditra ao ianareo, dia hahita zana-boriky mifatotra mbola tsy nitaingenan’olona; vahao izy dia ento atỳ.
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Mankanesa amin'iroa vohitra tandrifinareo iroa; ary raha vao miditra eo ianareo, miaraka amin'izay dia hahita zana-boriky mifatotra, izay tsy mbola nitaingenan'olona; vahao izy, ka ento etỳ.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny tamin’izy ireo hoe: Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo iroa; ary raha vao miditra ao ianareo, avy hatrany dia hahita zana-boriky iray mifatotra izay mbola tsy nitaingenan’olona; vahao izy ka ento etỳ.
malagasy