Mark 11:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina ny andro, raha nandalo izy ireo, dia hitany fa efa nalazo hatramin’ny fotony ilay hazo aviavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny ampitso maraina raha nandalo izy ireo, dia hitan’ny mpianany fa maina hatramin’ny fotony ilay aviavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandalo teo amin’ilay aviavy ry zareo ny ampitso maraina, ka nahita ity hazo maina hatramin’ny fakany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina, raha nandalo izy, dia hitany fa efa nalazo hatramin'ny fakany ilay aviavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina ny andro, raha nandalo izy ireo, dia hitany fa efa nalazo hatramin’ny fotony ilay hazo aviavy.
malagasy
Ary nony maraina, raha nandalo izy, dia hitany fa efa nalazo hatramin'ny fakany ilay aviavy.